|
|
|
|

Entry1  anglikanina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Antokom-pivavahana kristianina naorin' ny mpanjakan' i Englanda Henri VIII rehefa avy niendaka tamin' ny Eglizy katolika izy; noho izany, dia misy if anahafany amin' ny fivavahana katolika ny fivavahana anglikanina; nefa misy maha-samy hafa azy betsaka koa, toy ny isan' ny sakramenta, izay lazainy fa roa monja: ny batisa sy ny fanasan' ny Tompo; ny fahazoan' ny eveka sy presbitara manambady; ny tsy finoany ny fiovan' ny mahamofo sy ny maha-divay amim-pahagagana ho nofo sy ran' i Kristy
Examples  4  mametra-pialana amin’ny andraikitra sahaniny eo anivon’ny fiangonana ho an’ny fiangonana anglikanina, loteranina sy katolika, ary mangataka lalana amin’ny mpitarika ho an’ny FJKM. [4.27]
Vocabulary  5  History
6  Religions, Beliefs

Updated on 2024/12/07