|
|
|
|

Entry1  angadinomby
Root  2  angady
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fitaovam-piasana tany taritin' omby, misy faritra efatra: 1) lelany roa mifanao ambony sy am-bany ka ny iray mitsangana toa mandidy ny tany, ny iray mitsivalana mamakivaky ny tany; 2) vy mivohitra mamadika ny tany voavaky; 3) kodiarana iray na roa, ary 4) vy lehibebe lavalava iraiketan' ireo rehetra voalaza eo aloha [1.1]
Explanations in English  5  plow [1.7]
Explanations in French  6  charrue [1.8, 1.13]
Vocabulary  7  Economy: agriculture

Anagrams  8  ambongadiny, angadinomby

Updated on 2020/07/31