|
|
|
|

Entry (1/2)1  andohalambo
Root  2  loha
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Rafi-bato na biriky, izay vita mitatao mivohon-tsotro ka atao tataom-baravarana na vavahady
5  Karazana rafitra, vato na hazo, boribory kaoka ny atiny: Varavarana misy andohalambo [1.1]
Explanations in English  6  an arch [1.2, 1.7]
7  a circular frame, etc. [1.2]
8  a vault [1.7]
Explanations in French  9  cintre [2.415#6618, 1.8]
10  arceau, voûte, ogive [1.8]
11  arc [1.13]
Examples  12  tsy nasiana tafo ilay fiarakodia tamin' io, fa tany ivelanin-tafo sy rairain-drindrina ary ny vy tohan' ireny manao andohalambo no teo. [2.472#]
13  Mahatalanjona loatra ny nanaovany ny tranony amin' izato efitra sy rihana manana ny antony avy, mbamin' ny andry sy andohalambo vita tsara ao anatiny. [2.445#]
Vocabulary  14  Economy: buildings, public works
Synonyms  15  lohalambo
Compound words 

Entry (2/2)17  andohalambo
Root  18  loha
Part of speech  19  noun
Explanations in French  20  La pièce de cinq francs à l'effigie de Victor Emmanuel d' Italie, à cause des armes [2.415#6618]
Vocabulary  21  Economy: finances, management

Updated on 2022/10/15