|
|
|
|

Entry1  andinihana (dinika)
Part of speech  2  relative verb
Examples  3  Vao mainka zendana ihany rahateo koa izy ireo, indrindra Rasoa antoky ny fikarakarana, fa toa mihatsara Rainitoandro, raha ny resaka ataony sy ny fahamiramiranany no andinihana izany. [2.470#]
4  Ao anatin'izany fiovana tsy miato eo amin'ny tontolo ankapobeny izany no tsy maintsy andinihana ny fanabeazana, ka anarahana ny fivoarany manaraka ny fandrosoan' ny fotoana sy ny fiarahamonina. [2.606#]
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Updated on 2024/01/13