Entry | 1 ampovoany |
Part of speech | 2 noun or adverb |
Explanations in English |
3 [1.2] in the midst of, in the centre of, in the middle of, amidst |
Explanations in French |
4 [1.3] le milieu, le centre au milieu, au centre |
Examples |
5 [2.508] Onisoa ao ampovoany, Vohidahy no renivohitra; 6 [2.499] Nony tonga teo ampovoany, hono, dia nilentika tampoka ny lakana. 7 [2.472] Fa ny any ampovoany, izay maty maty, izay velona velona, fa tsy misy hizaha sy hanome fanafody any. |
Vocabulary |
8 Space |
Root | 9 any, fo, voa, -ny |
Synonyms | 10 afovoany |
Analogs | 11 anivo |
Proverbs | 12 Proverbs containing the word ampovoany |
Anagrams | 13 ampovoany, mivoa-pano |
Updated on 2025/03/22 |
![]() |