Entry | 1 ampovoamboany |
Part of speech | 2 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.437#] |
Examples |
4 [1.437#] Ny Rova kely foana teo ampovoamboany teo, fa vao nitarina matetika. 5 [2.472#] Tamin' ny lalamby Fianarantsoa Manakara, nisy fiaramby iray tao ampovoamboany tao, izay mpiodina no nitana azy. 6 [2.857#] HEFA voafidy ny tany hanorenana ny vo-hitra, dia orenam-bato ao ampovoamboany, dia alaina ny ondralahy vonoina eo ambonin' iny vato naorina iny, ka aidina eo ny rany, ary ny ondry dia andraiioina hohanin' ny oìona. |
Vocabulary |
7 Space |
Root | 8 any, fo, voa, -ny |
Updated on 2024/12/10 |
![]() |