|
|
|
|

Entry1  ampotomoty
Elementary words  2  fototra, moty
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  akaiky dia akaiky efa mila hitehika mihitsy [1.1]
Explanations in English  5  [fototra, a root, moty, a tree, etc.]. Near, close, quite at hand. A vulgar word. [1.2]
Examples  6  Raha jerena ampotomoty anefa, toa tsy misy ifandraisany velively ny "teny" sy ny "tombon-tsoan' ny firenena" eo amin' ny fiainana "ara-batana" ary izay no zava-manodoka tena mamohehatra indrindra. [2.285#]

Updated on 2023/05/31