Entry | 1 ampongatapaka |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Music: instruments |
Explanations in Malagasy |
4 Amponga kely izay tsotra indrindra fa ny ilany ihany no misy hoditra hovelezina [1.1] |
Examples |
5 Midobodoboka toy ny amponga tapaka ny foko e! [2.528] |
Elementary words | 6 amponga, tapaka |
Updated on 2023/07/26 |