Entry | 1 ampihimamba |
Elementary words | 2 any, fihi-mamba |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 fifehezan-tsamirery ara-pamokarana sy ara-barotra [1.13] |
Explanations in French |
5 monopole [1.13, 1.5#117] |
Examples |
6 nefa toa nateza manao ampihimamba, ary mamin' ny vola sy ny voninahitra mandramaty! [2.296#] 7 Tsy tokony hisy fanaovan' ny kompania amin' ny sehatra tsy miankina ampihimamba, misolo ny ampihimamba nataon' ny Fanjakana. [4.27#] |
Vocabulary |
8 Economy: finances, management |
Compound words |
|
Updated on 2023/11/20 |