|
|
|
|

Entry1  am-pelatanana
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] enti-milaza zavatra ananan' ny tena eo amin' ny tena amin' ny fotoana iresahana: Tsy manana afa-tsy ariary zato aho izao eto am-pelatanako
Explanations in English  4  [1.7] at hand, available
Explanations in French  5  [1.8] sous la main, disponible
Elementary words  6  felatanana

Updated on 2024/12/26