|
|
|
|

Entry1  amparina (ampatra)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  Atsotra, atao mivalandotra, velarina: Amparo ao an' efitra atsimo ao aloha io marary io 4  Atao araka izay tratra: Nampariny marina ny fony tamin' ny teny nataony [1.1]
Explanations in English  5  to be stretched out, as the legs, or a corpse immediately after death. [1.2]
Examples  6  Aza ny alahelo havana no amparina, fa hevero ny loha ananan-tompo. [2.587#]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Proverbs  11  Proverbs containing the word amparina

Anagrams  12  amparina, mari-pana, mpiarana, rampaina

Updated on 2023/01/21