Entry | ampanondro | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Anarana ilazana ny tadim-baliha ka ilay anaovana ny feo saikiny indrindra no lazaina amin' izany, mifanohitra amin' ny domatina izay ilazana ny feo beso ambany indrindra [1.1] | |
Vocabulary | Music: (in general) | |
Updated on 2020/07/31 |