|
|
|
|

Entry1  ampangoro
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Economy: food
Explanations in Malagasy  4  vary miraikitra amin'ny vilany rehefa masaka ary mena ny ranony [Betsimisaraka] [1.78]5  Vary andrahoina atao nitra ny ranony ka somary may kely aza ny vody vilany ary misy takela-bary may miraikitra aminy izay antsojna hoe ampango, niavian' itỳ teny [1.1]
Explanations in English  6  rice so cooked that the water has been well evaporated, and there arises a fragrant smell from it. [1.2]7  rice boiled dry and fragrant [1.7]
Explanations in French  8  riz cuit jusqu'à ce que l'eau soit évaporée [1.8]
Synonyms  9  vary ampangoro
Analogs  10  vary maina
Compound words 
Proverbs  12  Proverbs containing the word ampangoro

Anagrams  13  ampangoro, mangora-po

Updated on 2020/07/31