Entry | ampamatoran-janak' omby (fatotra, zanaka, omby) | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Mari-potoana folakandro ilay mby amin' ny toerana famatorana zanak' omby iny ny taratry ny masoandro tao amin' ny tranon' ny Ntaolo, izany hoe eo amin' ny 3 ora amin' ny famantaranandro ankehitriny [1.1] | |
Vocabulary | Time | |
Updated on 2020/07/31 |