Entry | 1 amboribory |
Part of speech | 2 noun |
Examples |
3 Misy zavatra tsy azo vinanina Marina anefa fa mety iankinan' ny toetry ny olona sy ny anjarany ny tonon' andro sy ny tonom-bolana sy ny tonon-taona nahaterahany: fa ny zava-tsy azon' ny mpanandro atao, dia ny milaza amboribory hoe izay teraka alahamady toa an-dRamboasalama sy Ralambo dia ho lasa mpanjaka, ary izay teraka alahasaty dia ho lasa mpamosavy. [2.296] |
Morphology |
|
Anagrams | 5 amboribory, arobirobim |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |