Entry | am-bohoka | |
Elementary words | vohoka | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Ao ankibo: Maty am-bohoka [1.1] | |
Explanations in English | In the womb [1.7] | |
Explanations in French | Au sein de la mère [1.8] | |
Examples | Teo amin' ny kristiana, ny olombelona rehetra dia mpanota avokoa na dia mbola hatrany ambohoka aza.
[2.285] | |
Proverbs | Proverbs containing the word am-bohoka | |
Anagrams | am-bohoka, haom-boka |
Updated on 2023/10/18 |