Entry (1/2) | 1 ambivitra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Anarana kilalao fanaon' ny ankizy ka izay resy sintonina na vivitina ny sofiny [1.1] |
Explanations in English |
4 pulling of the ears in play; "having a pig by the ear." See vivitra. [1.2] |
Explanations in French |
5 jeu dans lequel on tire les oreilles du vaincu [1.3] |
Vocabulary |
6 Game |
Other spellings | 7 ankambivitra |
Entry (2/2) | 8 ambivitra |
Root | 9 any |
Part of speech | 10 adjective |
Explanations in Malagasy |
11 Kely dia kely sisa tsy...: Ambivitra no tsy nianjeran' ilay fiarakodia tany anaty hady 12 Ambavahoana, efa akaiky ny ho faty: Efa ambivitra ny ain' itỳ olona maratra itỳ [1.1] |
Synonyms | 13 avivitra |
Compound words |
|
Updated on 2020/07/31 |