|
|
|
|

Entry1  ambasadaoro
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Solontenampirenena mipetraka any amin' ny firenen-kafa ka manao izay hahatsara ny fifandraisan' ny roa tonta ara-pihavanana, ara-politika ary aratoe-karena
Iraky ny firenena iray hafa handrindra fihavanana
Masoivoho, andrianjahonoany
Explanations in English  4  [1.7] an ambassador
Explanations in French  5  [1.8] ambassadeur
Article  6  Randzavola: ambasadaoro ao amin' ny Baiboly

Updated on 2024/12/07