Entry | ambaraka ny (ambaraka, ny) | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Efa..., kanefa mbola. Teny enti-manamafy fotsiny ny hevitry ny teny hoe efa izay matetika ampiarahina aminy avy eo aoriana: Ambaraka ny efa mifona izy, mbola kapohinao ihany. (Efa mifona izy kanefa mbola kapohinao ihany) [1.1] | |
Updated on 2020/07/31 |