Entry | 1 ambana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fihetsehana mody mamely na manao zavatra, nefa tsy mahakasika na tsy manao akory, fodiana mamely amin' ny fihetsehana fotsiny: Ambana tehina fotsiny dia nampandositra ilay alika 4 Tahotra sy tebiteby ateraky ny loza mananontanona na ny tsy fahalalana ny vokatry ny zavatra iray natao: Ny ambany no tsy tanty fa rehefa mby an-koditra zaka ihany [1.1] |
Explanations in English |
5 menacing gestures with the hand or arm. [1.2] |
Explanations in French |
6 Menace en gestes ; ce qu’on appréhende: Ny ambany no tsy zaka, fa raha mby an-koditra mora foana (Le malheur qu’on appréhende parait intolérable, mais on le supporte facilement quand il est arrivé) [1.3#26] |
Examples |
7 Ny ambana ihany no mafy. [2.4#50] |
Derivatives |
|
Anagrams | 13 ambana, manaba |
Updated on 2021/04/10 |