Entry | 1 alkaola |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Ranon-javatra mahery azo avy amin' ny fanasitiliana amin' ny lalambika ranon-javatra hafa (zavapisotro, hazo notenehina, faikan-kodi-boaloboka, beteravy, lasantsim-boninkazo...). Ny ilana ny alkaola dia hanaovan' ny olona zavapisotro mahamamo na karazan-javatra mahasoa: vinaingitra, ranomanitra, fanafody, varinesy [1.1] |
Anagrams | 4 alkaola, Kalalao, kalalao |
Updated on 2020/07/31 |