|
|
|
|

Entry1  aletra
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ampidirina an-kery: Ka angaha azo aletra amin' izao ao anaty kiraro ny tongotra?
Alentika an-tery setra: Aza aletra ao anatin' ny hidim-baravarana ny fanalahidy
Explanations in French  4  [1.3] qu'on enfonce, qu'on fait pénétrer, qu'on pousse, qu'on presse, qu'on fourre, qu'on introduit avec peine: Tsy azo aletra ao anatin' io hazo io ny fantsika (On ne peut pas enfoncer le clou dans ce bois) ~ Tsy azonao aletra ao anatin' ireo kiraro ireo ny tongotrao (Vous ne pouvez pas faire entrer vos pieds dans ces souliers)
Examples  5  [2.472] Tsy nisy azo natao fa dia naletra fotsiny tany, naforitra ny hatony, ary nodonina hiditra ny tampon-dohany.
Root  6  letra
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Anagrams  11  aelatr, aletra, elatra

Updated on 2025/01/21