Entry | 1 aleo ... toy izay |
Elementary words | 2 aleo, toy, izay |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 Teny enti-milaza fampitahana ka ny teny eo aorian' ny hoe "aleo" dia ilazana zavatra na hevitra eken' ny be sy ny maro fa marina na tsara kokoa: Aleo ho faty rahampitso toy izay maty anio 5 Na zavatra tiana na sitraka kokoa: Aleo maty toy izay menatra olona. / Aleoko ny akondro toy izay ny paiso [1.1] |
Explanations in English |
6 better ... than [1.7] |
Explanations in French |
7 mieux vaut... que [1.8] |
Updated on 2023/01/21 |