Entry | 1 alemanina |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Alemaina: Nizara roa ny Alemanina hatramin' ny ady lehibe faharoa tao 4 Momba an' i Alemaina na an' i Alemaina na avy any Alemaina: Sambo alemanina [1.1] 5 German [1.1] 6 allemand, allemande [1.1] |
Examples |
7 Fa ny tsy nety hadinoko indrindra dia ilay fanasana ahy, volana jolay 1953, tany Soisa alemanina, miteny alema, tany Pfaffikon, akaiky an' i Zurich. [2.356#] |
Vocabulary |
8 Geography: countries, people |
Other spellings | 9 alemaina, alemaina |
Anagrams | 10 alemanina, anilemana |
Updated on 2022/08/03 |