Entry | 1 alelalela |
Root | 2 lelalela |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Arehitra midedadeda: Aza alelalela toy izao ny afo 5 Asaina na avela mikiakiaka: Aza alelalela ireo ankizy ireo fa mankarenin-tsofina [1.1] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/05 |