Entry | 1 alatsaka |
Root | 2 latsaka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Ampidinina ao anaty lavaka, ampidinina avy ambony: Nalatsaka ny vatofantsika dia tsy nihetsika ny sambo 5 Ahintsana mba hianjera, hiraraka: Alatsaho ireo voankazo ireo 6 Apetraka, arafitra: Nalatsany tsara ve ny biriky? 7 Aiditra: Alatsaho amin' io kolejy io ny zanakao fa tsy hanenenanao ~ Nalatsaka tao an-tranomaizina izy tamin' ny alarobia [1.1] |
Explanations in English |
8 to be dropped, to be let down; to be put down, as bricks; to be entered, as above; to be reduced in priced; to be flattered [1.2] 9 to be cast down; to be enrolled [1.7] |
Explanations in French |
10 qu'on fait tomber; qu'on enrôle, qu'on pose [1.8] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Updated on 2023/01/20 |