|
|
|
|

Entry1  Alananindro
Part of speech  2  name (toponym)
Examples  3  Tamin' ny androny no nahatongavan' ny Faliandro tany Alananindro. [2.508]
4  Alananindro ao atsimo - Homatsazo (na Homatrazo) ao andrefana atsimo. [2.508]
5  Tamin' ny andro nanjakan' izy mirahalahy ireo no tonga tany Alananindro ny tafika nentin-dRadama I. [2.508]
6  Nizara telo Alananindro, dia Alananindro vatana ao avaratra, Manambolo ao atsimo ary Onisoa ao andrefana. [2.508]
Tables and plates  7  Full list

Updated on 2020/07/31