Entry | 1 ala mosavy |
Elementary words | 2 ala, mosavy |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 fanandramana kely amin' ny hanina aroso na amin' ny zavatra atao fanomezana, eo imason' ilay olona omena azy, mba hampahatoky azy fa tsy misy mosavy ilay zavatra [1.1] |
Explanations in French |
5 Action de goûter des comestibles offerts en présent [1.3#19] |
Updated on 2023/01/21 |