Entry | alamo | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Tenan-javatra avy amin' ny alominioma sy potasioma manan-tsiron-tsira handatrandatra ary ampiasaina mba hampiraikitra tsara ny loko atao sora-javatra sy handiovana ny rano mikobana [1.1] | |
Explanations in English | Alum [1.2] | |
Explanations in French | Alun [1.3] | |
Origin | English: alum. | |
Anagrams | alamo, amalo, lamao, malao, maola |
Updated on 2020/07/31 |