Entry | 1 akotry |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Voam-bary tsy voatoto; ny vary tsy afa-kodiny: Be akotry izany vary izany [1.1] |
Explanations in English |
4 rice in the husk, paddy rice. [1.2] 5 paddy or unhulled rice [1.7] |
Explanations in French |
6 riz en cosse, paddy [1.8] 7 Grain de riz, Oryza sativa L. (Poaceae), encore enveloppé de ses glumes ; "paddy". Voir vary [1.196] |
Examples |
8 Nitondra vary akotry avy any aminy avy ny olona. [2.472] |
Vocabulary |
9 Botany |
Compound words |
|
Scientific name |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word akotry |
Anagrams | 14 akotry, karoty |
Updated on 2023/10/24 |