|
|
|
|

Entry1  akorotsaka
Root  2  korotsaka
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Aidina; akoriana: Rano mahamay no nakorotsany tamin' ny lohako ~ Nakorotsaka tao an-dava-bary ny vary [1.1]
Examples  5  Miempo ao ambaniny ny tendrombohitra, Ary mivava ny lohasaha, Tahaka ny savoka taninin' ny afo, Sy tahaka ny rano akorotsaka eny amin' ny hantsana. [2.996#]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Updated on 2023/01/19