|
|
|
|

Entry1  akisoka
Root  2  kisoka
Part of speech  3  passive verb
Examples  4  Misy ihany ny tsy azo akisoka. [2.472]
5  nefa tsy azo nakisoka tamin' ny fitiavany ilay mpiandry ondry fofombadiny. [1.38]
6  Takatro fa hevi-petsy sisa no ho azoko ampiasaina fa tsy ho laitra hakisoka amin' izany heviny izany izy dimy mianaka. [2.471]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :

Anagrams  10  akisoka, kosiaka

Updated on 2023/01/19