Entry | aketsa (ketsa) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Afindra: Mbola kely loatra, anaka, ny varintsika ka tsy azo aketsa Atao ketsa: Tsy manana vary aketsa akory izy ka mba mihambo erỳ [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be transplanted [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Qu'on transplante, qu'on repique (le riz) [1.8] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word aketsa | ||||||||
Anagrams | akatse, aketsa, atseka, etsaka, tesaka |
Updated on 2023/01/19 |