Entry (1/4) | 1 akany |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Tranom-borona [1.1] |
Explanations in English |
4 the nest or roosting place of wild birds. [1.2] 5 a nest [1.7] |
Explanations in French |
6 nid [1.8] |
Vocabulary |
7 Zoology: (in general) |
Morphology |
|
Phytonyms |
|
Article |
10 Randzavola: akany ao amin' ny Baiboly |
Illustrations |
|
Entry (2/4) | 12 akany |
Part of speech | 13 noun |
Explanations in Malagasy |
14 trano na tanàna nahaterahana na nonenana fony fahazaza: Hontsa daholo izahay nandao ilay akany nahabe [1.1] |
Explanations in English |
15 a youth center. [1.7] |
Explanations in French |
16 foyer (pour les jeunes). [1.8] |
Entry (3/4) | 17 akañy |
Part of speech | 18 adverb |
Explanations in Malagasy |
19 any aminy, manambara toerana misy ny zavatra anontaniana ka tsy eo fa any amin'ilay toerana nialan'ilay mpanontany [Betsimisaraka]
[1.78] 20 any [Sihanaka] [1.78] |
Tables and plates |
21 All the adverbs |
Entry (4/4) | 22 akany |
Part of speech | 23 noun |
Explanations in Malagasy |
24 ady, fifandirana [Bara]
[1.78] 25 Fifandirana [Taisaka] [1.78] 26 Fifandirana [Tanosy] [1.78] |
Explanations in French |
27 argumentation, discussion [Taisaka]
[1.82] |
Derivatives |
|
Synonyms | 29 ankany |
Anagrams | 30 aanky, akany, akañy, anaky, Ankay, ankay, aanky, akany, akañy, anaky, Ankay, ankay |
Updated on 2022/07/30 |