Entry | 1 akambana |
Root | 2 kambana |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Atambatra: Nakambana ny lakilasy roa fa tsy ampy ny mpampianatra Ampiadina, apaka: Tsy nakamban' ny mpandrafitra tsara ny hazo fisaka amin' ny latabatra Ampiraisina: Akamban' ny tombontsoa ireo olona ireo na dia tsy mifankatia firy aza |
Explanations in English |
5 [1.7] to be joined together |
Explanations in French |
6 [1.3#306, 1.8] qu'on joint, qu'on unit, qu'on ajuste 7 [1.3#306] Qu’on réunit, qu’on met ensemble, qu’on réconcilie. |
Examples |
8 [1.3#306] Hakambako ny fihavananareo roa lahy (Je vous réconcilierai tous les deux) 9 [1.357#] koa amin' izany dia akambana ny hoe lineara sy lantsa, ka atao hoe lineara-lantsa. 10 [1.3#306] Nakambana ny tànan’ ilay mpangalatra (On a joint, uni par un même lien les mains de ce voleur) 11 [1.3#306] Nakambako ny entana roa, fa maivana loatra (J'ai réuni les deux paquets, parce qu’ ils sont trop légers) 12 [1.3#306] Hakambana ny mpianatra rehetra rahampitso mba hadinina (On réunira demain tous les élèves pour les examiner) 13 [1.3#306] Izay nakamban' Andriamanitra tsy azon’ olombelona sarahina (Les hommes ne peuvent séparer ceux que Dieu a unis) 14 [1.437#] Izao no fombany anankiray vokatry ny roa raha akambana : Taló sy odovy - aretina no vokany Tany sy trano - fiarenana id. 15 [1.3#306] Tsy nakambanao tsara ny hazo fisaka amin’ ny latabatra (Vous n’avez pas bien joint, ajusté les planches de la table) 16 [1.3#306] Nakambana tamin’ ny trano iray ny entana rehetra (Tous les paquets ont été réunis, mis ensemble dans une seule maison) 17 [4.27#] ny fihodinana faharoa dia akambana amin' ny an' ny solombavambahoaka ny 20 desambra. |
Morphology |
|
Proverbs | 22 Proverbs containing the word akambana |
Anagrams | 23 akambana, ambakana, anabakam, anambaka, manabaka, manabakà |
Updated on 2025/02/08 |
![]() |