|
|
|
|

Entry (1/2)1  akalana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Karazam-panaky ny Ntaolo, iva, fohy tongotra, natao fitoerana raha kely ary fikapana hena raha lehibebe; avy amin' itỳ karazany faharoa itỳ no niavian' ilay fomba fiteny manao hoe: Misolo vaika ny akalana ka mikapa hena ambony fe [1.1]
Explanations in English  4  a chopping block [1.2]
Explanations in French  5  escabeau, tabouret, coussinet [1.3#13, 1.5]
6  escabeau qui sert de damier pour le fanorona, hâchoir, la bûche sur laquelle on fend le bois [1.3#13]
Examples  7  Indry izy nisaingisaingy miala ny akalana nitombenany ka nikiraviravy teo an-tongo-pandriana. [2.470]
8  Nisy akalana iray koa natao hipetrahan' I Dada. [2.472]
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Passive verbs :
Compound words 
Proverbs  13  Proverbs containing the word akalana

Entry (2/2)14  akalana
Part of speech  15  noun
Explanations in French  16  Serait le nom d'une Rubiaceae herbacée d'après Dandouau. [Tsimihety] [1.196]
Vocabulary  17  Botany

Updated on 2023/10/27