Entry | 1 akademia malagasy |
Elementary words | 2 akademia, malagasy |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 akademia naorina tamin' ny 23 zanvie 1902 mba handinika sy hamakafaka ny momba ny teny, tantara, toe-tany, biby sy zavamaniry eto madagasikara ary ny fomba amam-panaon' ny mponina, haisoratra, zavakanto hita eran' ny nosy [1.1] |
Examples |
5 Tsy maintsy hampitaina haingana ny fikarohana vitan'ny akademia malagasy sy ny ambaratonga ambony eto an-toerana na any ivelany mba hisy fiantraikany mivantana amin'ny lafim-piainan'ny vahoaka sy ny fampandrosoana an'i Madagasikara. [1.537] |
Literary works |
6 1940 Collection de documents concernant Madagascar et les pays voisins |
Updated on 2023/10/29 |