Entry | 1 aingaina (ainga) |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 Entanina: Irerỳ voalohany aingain' ny fony kokoa, iretsy faharoa tarihin' ny sainy kokoa (Antoine Rahajarizafy) [1.1] 4 Bataina: Aingao io vato io raha matanjaka ianao [1.1] |
Explanations in English |
5 To be lifted up, to be raised up. [1.2] |
Explanations in French |
6 Qu’on soulève, qu’on lève, qu’on va chercher: Tsy azoko aingaina io entana io (Je ne puis soulever ce paquet) [1.3#11] |
Examples |
7 Raha hitsahatra amin' ny fihinanam-bary dia aingaina any ambony loha ny lovia vao mijanona; [1.437#] 8 An-kevitry ny tsy diso ny fanombatombanan-dRaboto, satria tsy zakan' ny sandriko anila aingaina ilay tavoahangy! [2.471#] |
Morphology |
|
Titles |
|
Anagrams | 14 aingaina, iaingana |
Updated on 2023/04/08 |