Entry | 1 ahorirana |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Asaina mijoro, na mandry amin' ny ilany: Maharary azy, hono ny lamosiny ka ahorirano ny fampandry azy |
Explanations in English |
4 [1.7] to be set on edge |
Explanations in French |
5 [1.8] qu'on pose obliquement, incliné; qu'on met sur le côté |
Examples |
6 [1.519#] Aforitra sahala ny manao totohondry ny rantsan-tanana havia na havanana, somary ahorirana kely ary pepehana amin' ny fela-tanana ilany. |
Root | 7 horirana |
Morphology |
|
Anagrams | 12 ahorirana, hararoany, hararoina, haroranay, horaranay, irorahana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |