Entry | 1 ahodidina |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Atao manodidina, manapitra ny sisin-javatra iray ivelany rehetra: Nisy hady nahodidina ny tanàna taloha mba tsy hahafahan' ny fahavalo miditra ~ Ahodidino ny valahanao itỳ lamba itỳ |
Examples |
4 [2.117#] Ny iray ahodidina ny vatan-tavoahangy. 5 [2.436#] Amin' ny sikim-balaka dia ahodidina ny valahana ny lamba ka ampifanindriana, sady indray aforitra kely ny sisiny amin' izany no asisika tsara tsy hivaha. |
Root | 6 hodidina |
Morphology |
|
Anagrams | 11 ahodidina, hadidinao, hodidiana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |