|
|
|
|

Entry1  ahi-maitso
Elementary words  2  ahitra, maitso
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  ahitra maitso milenodenoka (ny ahitra dia mipoitra isan-taona, ka amin' izay izy maitso aoka izany, na raviny na tahony, fa mandazo kosa rehefa afaka herintaona) [1.1]
Explanations in English  5  Green grass [1.2]
Explanations in French  6  herbe verte, fourrage vert [1.3]
7  verdure, gazon, pelouse [1.13]
Examples  8  nosin-tany kely miampofo fasika toa vovo-bolafotsy, hodidinin' ny ahi-maitso. [2.5]
Vocabulary  9  Botany: (in general)

Updated on 2023/05/16