|
|
|
|

Entry (1/2)1  ahidrano
Elementary words  2  ahitra, rano
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  anaran-javamaniry eny an-tanimbary fihinam-biby sy vorona [Tsimihety] [1.78#2]
5  ahitra maniry eny an-tanimbary rehefa vita ny vary [1.1]
Explanations in English  6  The name of a grass much used as forage. [1.2]
Explanations in French  7  herbe qui pousse après la coupe du riz [1.3]
8  (de ahitra = herbe et rano = eau). Herbes poussant dans les rizières et coupées comme fourrage vert après la récolte du riz. Surtout : Echinochloa stagnina (Retz.) P. Beauv., Echinochloa pyramidalis (Lam.) Hitchc. & Chase et Echinochloa crus-galli (L.) P. Beauv. (Poaceae). [1.196]
Vocabulary  9  Botany: grass
Scientific name 

Entry (2/2)12  ahidrano
Part of speech  13  noun
Explanations in Malagasy  14  karazan-javamaniry ao anaty rano misy famaitso nefa tsy misy vahatra [1.13]
15  karazan-javamaniry fahita any anaty rano (ranomasina na ranomamy), izay tsisy fakany na lalandranon-kazo [1.1]
Explanations in French  16  algue [1.13]
Examples  17  Ny fanafangaroana ahidrano amin'ny sakafo ihany koa dia manampy ioda ao anatiny. [2.424#]
Vocabulary  18  Botany: grass

Anagrams  19  ahidrano, andraiho, hadi-rano, hodirana, rodahina

Updated on 2023/02/21