Entry | 1 ahidambo |
Elementary words | 2 ahitra, lambo |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 anaram-bozaka manindrona amin' ny voniny rehefa antitra, sady manara-damba [Tsimihety]
[1.78#2] 5 ahitra misy tsilotsilony [1.1] |
Explanations in English |
6 A grass with very sharp-pointed leaves. [1.2] |
Explanations in French |
7 herbe à piquants [1.3] 8 nom d'une espèce d'herbe. [Tankarana] [1.19] 9 (de ahitra = herbe, et lambo = potamochère). Heteropogon contortus (L.) P. Beauv. ex Roem. & Schult. (Poaceae). Voir ahedambo. [Tsimihety] [1.196] 10 [Sakalava] |
Vocabulary |
11 Botany: grass |
Scientific name |
|
Anagrams | 13 ahidambo, midaboha |
Updated on 2024/08/13 |