|
|
|
|

Entry1  ahi-maitso
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] ahitra maitso milenodenoka (ny ahitra dia mipoitra isan-taona, ka amin' izay izy maitso aoka izany, na raviny na tahony, fa mandazo kosa rehefa afaka herintaona)
Explanations in English  4  [1.2][ahimaitso] Green grass
Explanations in French  5  [1.3] herbe verte, fourrage vert
6  [1.13] verdure, gazon, pelouse
Examples  7  [2.5] nosin-tany kely miampofo fasika toa vovo-bolafotsy, hodidinin' ny ahi-maitso.
Vocabulary  8  Botany: (in general)
Elementary words  9  ahitra, maitso

Anagrams  10  ahi-maitso, hamaitsoi, hamaitsoy

Updated on 2025/01/21