Entry | 1 ahenahena (henahena) |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 Lavina; tanana, tazonina amin-kiry: Ahenahenan-dreniny ao an-trano itỳ zaza itỳ ka izany no tsy maha-salama azy [1.1] |
Explanations in English |
4 to be held, to be detained, to be kept, to be refused. [1.2] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/19 |