Entry | 1 ahena |
Root | 2 hena |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Hakelezina: Ahenao itỳ variko itỳ fa be loatra ~ Nahenany ny karamako ka tsy faly aho 5 Atao vitsivitsy kokoa: Ahenao ny isan' ny sigara laninao amin' ny indray andro [1.1] |
Explanations in English |
6 to be lessened, to be diminished. [1.2] 7 to be lessened, to be reduced [1.7] |
Explanations in French |
8 qu'on diminue, qu'on amoindrit, qu'on rétrécie [1.8] 9 ahena ny mivonto: diminuer l'enflure [1.13] |
Examples |
10 Ary, ianareo, olon' i Fandriana, firy ny olona tianareo ahena isa, ny aminareo? [2.270#] |
Vocabulary |
11 Health |
Morphology |
|
Anagrams | 16 ahena, ehana, hanea, heana |
Updated on 2023/01/19 |