|
|
|
|

Entry1  afolava
Elementary words  2  afo, lava
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Zavamaniry kely mamoa menamena fanao tambavy mahay be fa sady mampavitribitrika no ody malemy valahana ary manala ny aretin-kihy; ny ranony mahafaka ny hao raha anasan-doha; mbola azo ampiasaina ho fandiovana ny fivalanandrano sy fampitomboana ny hatsembohana koa ny laingon' ny afolava madinika (Hyptis pectinata) [Betsileo] [1.1]
Explanations in English  5  a tall herb. Hyptis pectinata, Poir. Same as sangasanganandevolahy and sangasanganimarina [Betsileo] [1.2]
Explanations in French  6  (de afo = feu, flamme et lava = long ; allusion aux inflorescences d'un beau rouge). Hyptis pectinata (L.) Poit. (Lamiaceae) et depuis peu, à Tananarive, Salvia coccinea Buc'hoz ex Etl. (Lamiaceae). La décoction de ces deux plantes est désinfectante et antispasmodique. On l'administre aux enfants qui toussent. [Merina] [1.196]
7  [Betsileo]
Vocabulary  8  Botany: medicinal plants
Synonyms  9  rombantsahona, sangasanganandevolahy, sangasanganimarina
Scientific name 

Updated on 2024/10/14