|
|
|
|

Entry (1/2)1  afobe
Elementary words  2  afo, be
Part of speech  3  noun
Explanations in English  4  A children's game, but not with fire. [1.2]
Vocabulary  5  Game

Entry (2/2)6  afobe
Elementary words  7  afo, be
Part of speech  8  noun
Explanations in Malagasy  9  (Fia. krist.) Toerana tsy ahitan' ny ratsy fanahy an' Andriamanitra mandrakizay amin' ny fiainana any ankoatra itỳ fiainana itỳ ary heverina fa ijaliany amin' ny afo be tsy mety maty
10  toerana ijaliana sy iferetana aina izaitsizy: Afobe ny fanambadiana tsy misy fitiavana [1.1]
Explanations in French  11  enfer [1.3]
Examples  12  Toa afobe sahady izao fiainantsika izao, ry Neny ô. [2.470]
13  Aty aoriana vao ho fantatray fa maty tao amin' ny kalesimbin' afoben' i Moramanga i Dadafara. [2.472]
14  Ary hianao, ry Kafarnaoma izay misondrotra hanakatra ny lanitra dia haetry hatrany amin'ny afobe hianao. [2.996]
Vocabulary  15  Religions, Beliefs
Morphology 
16  Simple :

Anagrams  17  afobe, faobe

Updated on 2023/12/08