Entry | 1 afiafy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Zavamaniry ratsy fofona azo ampiasaina ho ody tandomerina sy aretin-koditra mandrotsirotsy raha ahosotra, ary ny tahony fampandosirana ny moka rehefa dorana (Celtis discodoxylon) [1.1] 4 hazo maniry eny amoron-dranomasina [Sakalava] [1.1] |
Explanations in English |
5 a tree [Sakalava]
[1.2] |
Explanations in French |
6 (du malais api-api). 7 Avicennia marina (Forsk.) Vierh. (Acanthaceae). Arbre poussant dans l'eau de mer. Réputé médicinal. [Betsimisaraka] [1.196] 8 Celtis gomphophylla Baker (Cannabaceae) [Sakalava] [Tanosy] |
Vocabulary |
9 Botany: tree |
Synonyms | 10 mantsimpofona#mg.n |
Scientific name |
|
Anagrams | 12 afiafy, faifay |
Updated on 2023/02/21 |