|
|
|
|

Entry (1/2)1  afara (fara)
Part of speech  2  adverb
Explanations in Malagasy  3  aoriana [1.78, 1.1]4  manaraka [Bara+Tandroy] [1.78]5  ho avy: Afara ao ty zoke-o fa mboe mandiñe vola / Toboha afara ao avao rehe [Tandroy] [1.78]
Explanations in French  6  [1.5]
Examples  7  Ianao mandehana avy ao afara [1.1]
8  Nandre feo avy ao afarany ilay olona ka nitodika. [2.4]
9  fa alaovy be ny maso miherika ny aloha miherika ny afara [2.48]
10  fa injao henoko feom-panitso voadona sy voakapokapoka, ary feon' omby maromaro mimà ao afarako ao. [2.4]
Morphology 
11  Simple :
Synonyms  12  añafara
Compound words 
Tables and plates  15  All the adverbs

Entry (2/2)16  afara
Part of speech  17  preposition
Explanations in Malagasy  18  rehefa avy eo [Taimoro] [1.78]
Synonyms  19  afarana
Tables and plates  20  All the prepositions

Anagrams  21  afara, arafa

Updated on 2020/07/31